Entry | 1 mihady levenam-bola |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] mampahatsiaro ny zavatra tsara natao mba hiarovan-tena amin' ny fiampangana ara-pitsarana; mampahatsiahy ny soa vitan' ny tena na ny havan' ny tena mba hahafahana amin' ny sazy mety hahavoa ny tena noho ny heloka vita |
Elementary words | 4 mihady, levenam-bola |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |